plt_tq/2ch/28/19.md

8 lines
394 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nataon'i Ahaza izay nahatonga an'i Joda nahetrin'i Yaveh?
Nihetry i Joda satria Ahaza efa nanao asa ratsy ary efa nanao hota tena mavesatra tamin'i Yaveh.
# Nahoana i Ahaza no nambabo ny tranon'i Yaveh sy ny tranon'ny mpanjaka ary ireo mpitarika?
Ahaza nambabo ny tranon'i Yaveh sy ny tranon'ny mpanjaka ary ireo mpitarika mba hanome zava-tsarobidy ho an'ireo mpanjakan'i Asyria.