# Inona no nataon'i Ahaza izay nahatonga an'i Joda nahetrin'i Yaveh? Nihetry i Joda satria Ahaza efa nanao asa ratsy ary efa nanao hota tena mavesatra tamin'i Yaveh. # Nahoana i Ahaza no nambabo ny tranon'i Yaveh sy ny tranon'ny mpanjaka ary ireo mpitarika? Ahaza nambabo ny tranon'i Yaveh sy ny tranon'ny mpanjaka ary ireo mpitarika mba hanome zava-tsarobidy ho an'ireo mpanjakan'i Asyria.