plt_tq/2ch/22/10.md

8 lines
393 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nataon'ny renin'i Ahazia rehefa hitany fa maty izy?
Rehefa hitany fa maty ny zanany lahy, dia nitsangana izy ary namono ireo zanak'andriana rehetra tao amin'ny taranak'i Joda.
# Hafiriana no nihafenan'i Joasa tao an-tranon'Andriamanitra nandrity ny nanjakan'i Atalia?
Niafina tao an-tranon'Andriamanitra nandrity ny enin-taona i Joasa raha mbola nanjaka teo amin'ny tany Atalia.