# Inona no nataon'ny renin'i Ahazia rehefa hitany fa maty izy? Rehefa hitany fa maty ny zanany lahy, dia nitsangana izy ary namono ireo zanak'andriana rehetra tao amin'ny taranak'i Joda. # Hafiriana no nihafenan'i Joasa tao an-tranon'Andriamanitra nandrity ny nanjakan'i Atalia? Niafina tao an-tranon'Andriamanitra nandrity ny enin-taona i Joasa raha mbola nanjaka teo amin'ny tany Atalia.