forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
336 B
Markdown
8 lines
336 B
Markdown
|
# Taiza i Mikaia mandram-piverin'ny mpanjakan' Israely am-pilamainana?
|
||
|
|
||
|
Ny mpanjaka nilaza ny hametraka an'i Mikaia any am-ponja mandram-piveriny soaman-tsara.
|
||
|
|
||
|
# Raha niverina soaman-tsara ny mpanjaka, inona ny dikan'ny tenin'i Mikaia?
|
||
|
|
||
|
Mikaia nilaza fa raha niverina soaman-tsara ny mpanjaka, dia tsy niresaka tamin'ny alalany Yaveh.
|