# Taiza i Mikaia mandram-piverin'ny mpanjakan' Israely am-pilamainana? Ny mpanjaka nilaza ny hametraka an'i Mikaia any am-ponja mandram-piveriny soaman-tsara. # Raha niverina soaman-tsara ny mpanjaka, inona ny dikan'ny tenin'i Mikaia? Mikaia nilaza fa raha niverina soaman-tsara ny mpanjaka, dia tsy niresaka tamin'ny alalany Yaveh.