plt_tq/2ch/17/03.md

8 lines
327 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana i Yaveh no momba an'i Josafata?
Nomba an'i Josafata i Yaveh satria nandeha tamin'ny lalana voalohan'i Davida riany izy.
# Fitondran-tena toa inona no nandehan'i Josafata avy eo, satria nandeha tamin'ny didin'Andriamanitra izy?
Nandeha tamin'ny didin'Andriamanitra izy, fa tsy tamin'ny fitondran-tenan'ny Israely.