# Nahoana i Yaveh no momba an'i Josafata? Nomba an'i Josafata i Yaveh satria nandeha tamin'ny lalana voalohan'i Davida riany izy. # Fitondran-tena toa inona no nandehan'i Josafata avy eo, satria nandeha tamin'ny didin'Andriamanitra izy? Nandeha tamin'ny didin'Andriamanitra izy, fa tsy tamin'ny fitondran-tenan'ny Israely.