plt_tq/2ch/15/16.md

8 lines
280 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona ny fifanarahana tao am-pon'i Asa?
Nanolo-tena tanteraka tamin'i Yaveh tamin'ny androny rehetra ny fon'i Asa mpanjaka.
# Inona no tsy niseho hatramin'ny fahadimy amby telo-polo taona nanjakan'i Asa?
Tsy nisy ady hatramin'ny fahadimy amby telo-polo taona nanjakan'i Asa.