# Inona ny fifanarahana tao am-pon'i Asa? Nanolo-tena tanteraka tamin'i Yaveh tamin'ny androny rehetra ny fon'i Asa mpanjaka. # Inona no tsy niseho hatramin'ny fahadimy amby telo-polo taona nanjakan'i Asa? Tsy nisy ady hatramin'ny fahadimy amby telo-polo taona nanjakan'i Asa.