plt_tq/2ch/10/01.md

8 lines
342 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana no tonga tany Sekema ireo Israely rehetra?
Tonga tany Sekema ireo Israely rehetra mba hanao an'i Rehoboama ho mpanjakan'izy ireo.
# Ahoana ny lalana nahatonga an'i Rehoboama ho mpanajakan'Isarely rehetra?
Ny fiverenan'i Jeroboama avy any antsesi-tany tany Egypta no lalana nahatonga an'i Rehoboama ho mpanajakan'Israely rehetra.