# Nahoana no tonga tany Sekema ireo Israely rehetra? Tonga tany Sekema ireo Israely rehetra mba hanao an'i Rehoboama ho mpanjakan'izy ireo. # Ahoana ny lalana nahatonga an'i Rehoboama ho mpanajakan'Isarely rehetra? Ny fiverenan'i Jeroboama avy any antsesi-tany tany Egypta no lalana nahatonga an'i Rehoboama ho mpanajakan'Israely rehetra.