plt_tq/2ch/09/01.md

8 lines
388 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana no nankany Jerosalema ny mpanajaka vavin'i Seba?
Ny mpanjaka vavin'i Seba dia nankany Jerosalema satria nahare ny lazan'i Solomona ary naniry hitsapa azy amin'ny fanontaniana sarotra izy.
# Ahoana ny navalin'i Solomona rehefa nangataka fanontaniana sarotra taminy tao am-pony izy?
Novalian'i Solomona avokoa ny fanontaniana rehetra izay napetrak'i Seba mpanjaka vavy taminy.