# Nahoana no nankany Jerosalema ny mpanajaka vavin'i Seba? Ny mpanjaka vavin'i Seba dia nankany Jerosalema satria nahare ny lazan'i Solomona ary naniry hitsapa azy amin'ny fanontaniana sarotra izy. # Ahoana ny navalin'i Solomona rehefa nangataka fanontaniana sarotra taminy tao am-pony izy? Novalian'i Solomona avokoa ny fanontaniana rehetra izay napetrak'i Seba mpanjaka vavy taminy.