plt_tq/2ch/07/01.md

8 lines
482 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nitranga rehefa nahavita ny vavakany tamin'i Yaveh i Solomona?
Raha voa nahavita ny fivavany i Solomona, dia nidina avy any an-danitra ny afo handevona ny fanatitra dorana sy ireo sorona, ary ny voninahitr'i Yaveh nameno ny trano.
# Inona no valin-tenin'ireo vahoakan'Israely rehefa nilatsaka avy any an-danitra ny afo ary nameno ny trano ny voninahitr'i Yaveh?
Nampiohoka ny tavany tamin'ny tany ireo vahoakan'Israely, nanompo, ary nanolotra fisaorana tamin'i Yaveh.