# Inona no nitranga rehefa nahavita ny vavakany tamin'i Yaveh i Solomona? Raha voa nahavita ny fivavany i Solomona, dia nidina avy any an-danitra ny afo handevona ny fanatitra dorana sy ireo sorona, ary ny voninahitr'i Yaveh nameno ny trano. # Inona no valin-tenin'ireo vahoakan'Israely rehefa nilatsaka avy any an-danitra ny afo ary nameno ny trano ny voninahitr'i Yaveh? Nampiohoka ny tavany tamin'ny tany ireo vahoakan'Israely, nanompo, ary nanolotra fisaorana tamin'i Yaveh.