plt_tq/2ch/05/11.md

12 lines
613 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nataon'ireo Levita taorina'ny nahatongavan'ireo mpisorona ivelan'ny toerana masina?
Niakanjo rongony fotsy madinika ireo Levita, dia nijoro teo amin'ny farany atsinanan'ny alitara nitendry kipantsona, harpa, sy lokanga.
# Ahoana ny fomba nideran'ireo mpitsoka trompetra sy mpihira an'i Yaveh?
Nanao mozika niaraka ireo mpitsoka trompetra sy mpihira, nihira hoe: "Fa tsara Izy, satria maharitra mandrakizay ny tsy fivadiham-panekeny."
# Nahoana ireo mpisorona no tsy afaka nijoro mba hanompo?
Tsy afaka nijoro ireo mpisorona nohon'ny rahona, ilay voninahitr'i Yaveh, izay nameno ny tranon'i Yaveh.