# Inona no nataon'ireo Levita taorina'ny nahatongavan'ireo mpisorona ivelan'ny toerana masina? Niakanjo rongony fotsy madinika ireo Levita, dia nijoro teo amin'ny farany atsinanan'ny alitara nitendry kipantsona, harpa, sy lokanga. # Ahoana ny fomba nideran'ireo mpitsoka trompetra sy mpihira an'i Yaveh? Nanao mozika niaraka ireo mpitsoka trompetra sy mpihira, nihira hoe: "Fa tsara Izy, satria maharitra mandrakizay ny tsy fivadiham-panekeny." # Nahoana ireo mpisorona no tsy afaka nijoro mba hanompo? Tsy afaka nijoro ireo mpisorona nohon'ny rahona, ilay voninahitr'i Yaveh, izay nameno ny tranon'i Yaveh.