plt_tq/1ti/04/11.md

8 lines
386 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nananaran'i Paoly an'i Timoty ho hatao amin'ireo zavatra tsara rehetra izay noraisiny tamin'ny fampianaran'i Paoly taminy?
2021-10-06 00:47:19 +00:00
Nananatra an'i Timoty i Paoly mba hanambara sy hampianatra ireo zavatra rehetra amin'ny hafa.
2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Amin'ny fomba ahoana no nanaovana ohatra an'i Timoty tamin'ny hafa?
2021-10-06 00:47:19 +00:00
Timoty dia ohatra amin'ny teny, fitondran-tena, fitiavana, finoana, ary fahadiovana.