plt_tq/1th/04/09.md

8 lines
387 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona no nataon'ireo Tesaloniana izay tian'i Paoly hataon'izy ireo mihoatra kokoa aza?
Tian'i Paoly hitia ny hafa mihoatra ireo Tesaloniana, mihoatra kokoa aza.
# Inona no nataon'ireo Tesaloniana mba ho mendrika handeha eo anatrehan'ireo mpino izy ireo sy tsy hanan-java-maha-ory?
Nangina ireo Tesaloniana, nisaina ny raharahan'izy ireo manokana, ary niasa tamin'ny tanan'izy ireo.