# Inona no nataon'ireo Tesaloniana izay tian'i Paoly hataon'izy ireo mihoatra kokoa aza? Tian'i Paoly hitia ny hafa mihoatra ireo Tesaloniana, mihoatra kokoa aza. # Inona no nataon'ireo Tesaloniana mba ho mendrika handeha eo anatrehan'ireo mpino izy ireo sy tsy hanan-java-maha-ory? Nangina ireo Tesaloniana, nisaina ny raharahan'izy ireo manokana, ary niasa tamin'ny tanan'izy ireo.