plt_tq/1sa/01/12.md

4 lines
227 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Satria niteny tamin'i Yaveh tamin'ny fony i Hana, dia inona no noheverin'i Ely, ilay mpisorona, momba izay nataony?
Hitan'i Ely nihetsiketsika ny molony saingy tsy reny ny feony, koa dia nihevitra izy fa mamon-divay i Hana.