# Satria niteny tamin'i Yaveh tamin'ny fony i Hana, dia inona no noheverin'i Ely, ilay mpisorona, momba izay nataony? Hitan'i Ely nihetsiketsika ny molony saingy tsy reny ny feony, koa dia nihevitra izy fa mamon-divay i Hana.