plt_tq/1ki/21/27.md

8 lines
336 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nataon'i Ahaba rehefa nandre ireo teny ireo izy?
Nandrovitra ny akanjony izy, nanao akanjo fisaonana, ary nifady hanina.
# Inona no nataon'i Yaveh rehefa nanetry ny tenany teo anatrehany i Ahaba?
Yaveh dia nilaza fa tsy hitondra izany loza izany amin'ny andron'i Ahaba Izy, fa hanao izany amin'ny andron'ireo zanany lahy.