# Inona no nataon'i Ahaba rehefa nandre ireo teny ireo izy? Nandrovitra ny akanjony izy, nanao akanjo fisaonana, ary nifady hanina. # Inona no nataon'i Yaveh rehefa nanetry ny tenany teo anatrehany i Ahaba? Yaveh dia nilaza fa tsy hitondra izany loza izany amin'ny andron'i Ahaba Izy, fa hanao izany amin'ny andron'ireo zanany lahy.