plt_tq/1ki/21/17.md

8 lines
337 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza no nalefan'i Yaveh tany amin'ny tanim-boaloboka mba hihaona amin'i Ahaba?
Yaveh dia nandefa an'i Elia ilay Tisbita ho any amin'ny tanim-boaloboka.
# Inona no nataon'i Ahaba rehefa niteny taminy i Jezebela fa maty i Nabota?
Rehefa ren'i Ahaba fa maty i Nabota, dia nankany amin'ny tanim-boaloboka izy mba haka izany ho fananana.