# Iza no nalefan'i Yaveh tany amin'ny tanim-boaloboka mba hihaona amin'i Ahaba? Yaveh dia nandefa an'i Elia ilay Tisbita ho any amin'ny tanim-boaloboka. # Inona no nataon'i Ahaba rehefa niteny taminy i Jezebela fa maty i Nabota? Rehefa ren'i Ahaba fa maty i Nabota, dia nankany amin'ny tanim-boaloboka izy mba haka izany ho fananana.