plt_tq/1ki/21/08.md

8 lines
373 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nataon'i Jezebela mba hahazoana antoka fa ho azon'i Ahaba ny tanim-boalobok'i Nabota?
Naniraka lehilahy sandoka roa mba hiampanga an'i Nabota amin'ny faniratsirana manohitra an'Andriamanitra sy ny mpanjaka nandritra ny fifadian-kanina iombonana i Jezebela.
# Inona no fanamelohana ho an'ny faniratsiran'i Nabota?
Horoahina sy hotoraham-bato ho faty i Nabota.