# Inona no nataon'i Jezebela mba hahazoana antoka fa ho azon'i Ahaba ny tanim-boalobok'i Nabota? Naniraka lehilahy sandoka roa mba hiampanga an'i Nabota amin'ny faniratsirana manohitra an'Andriamanitra sy ny mpanjaka nandritra ny fifadian-kanina iombonana i Jezebela. # Inona no fanamelohana ho an'ny faniratsiran'i Nabota? Horoahina sy hotoraham-bato ho faty i Nabota.