plt_tq/1ki/19/09.md

4 lines
280 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ahoana no navalin'i Elia raha nanontany azy ny zavatra nataony tao anaty zohy i Yaveh?
Elia dia niteny tamin'i Yaveh fa tena be zotom-po ho an'i Yaveh izy, saingy nahafoy ny fanekeny ny vahoakan'Israely, namotika ny alitarany, sy namono ny mpaminaniny, ary izy sisa no tavela.