# Ahoana no navalin'i Elia raha nanontany azy ny zavatra nataony tao anaty zohy i Yaveh? Elia dia niteny tamin'i Yaveh fa tena be zotom-po ho an'i Yaveh izy, saingy nahafoy ny fanekeny ny vahoakan'Israely, namotika ny alitarany, sy namono ny mpaminaniny, ary izy sisa no tavela.