plt_tq/1ki/18/38.md

8 lines
425 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ahoana no navalin'ny vahoakan'Israely raha nilatsaka sy nandevona ny sorona sy izay rehetra nanodidina izany ny afon'i Yaveh?
Ireo vahoakan'Israely dia nampiondrika ny tavany tamin'ny tany ary nanao hoe: "Yaveh, Izy no Andriamanitra!, Yaveh, Izy no Andriamanitra!"
# Inona no nataon'i Elia tamin'ireo mpaminan'i Bala?
Elia dia nitondra ireo mpaminan'i Bala nankany amin'ny lohasahan-driaka'i Kisona ary namono azy ireo.