# Ahoana no navalin'ny vahoakan'Israely raha nilatsaka sy nandevona ny sorona sy izay rehetra nanodidina izany ny afon'i Yaveh? Ireo vahoakan'Israely dia nampiondrika ny tavany tamin'ny tany ary nanao hoe: "Yaveh, Izy no Andriamanitra!, Yaveh, Izy no Andriamanitra!" # Inona no nataon'i Elia tamin'ireo mpaminan'i Bala? Elia dia nitondra ireo mpaminan'i Bala nankany amin'ny lohasahan-driaka'i Kisona ary namono azy ireo.