plt_tq/1ki/18/30.md

8 lines
246 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nataon'i Elia tamin'ny alitara potik'i Yaveh?
Elia dia nanamboatra ny alitaran'i Yaveh tamin'ny vato roa ambin'ny folo.
# Inona no nataon'i Elia nanodidina ny alitaran'i Yaveh?
Elia dia nihady lavaka nanodidina ny alitaran'i Yaveh.