# Inona no nataon'i Elia tamin'ny alitara potik'i Yaveh? Elia dia nanamboatra ny alitaran'i Yaveh tamin'ny vato roa ambin'ny folo. # Inona no nataon'i Elia nanodidina ny alitaran'i Yaveh? Elia dia nihady lavaka nanodidina ny alitaran'i Yaveh.