plt_tq/1ki/18/20.md

4 lines
211 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza no nolazain'i Elia tamin'ireo vahoaka fa tokony ho arahin'izy ireo?
Elia dia nilaza tamin'ireo vahoaka mba hanaraka an'i Yaveh raha toa ka Izy no Andriamanitra na i Bala raha toa ka izy no Andriamanitra.