# Iza no nolazain'i Elia tamin'ireo vahoaka fa tokony ho arahin'izy ireo? Elia dia nilaza tamin'ireo vahoaka mba hanaraka an'i Yaveh raha toa ka Izy no Andriamanitra na i Bala raha toa ka izy no Andriamanitra.