plt_tq/1ki/15/18.md

8 lines
338 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nataon'i Asa tamin'ireo volafotsy sy volamena tao an-trano fitehirizan'i Yaveh?
Asa dia nandefa ireo volafotsy sy volmena tany amin'i Bena-hadada ilay nitoetra tany Damaskosy.
# Inona no nolazain'i Bena-hadada?
Hoy asa tamin'i Bena-hadada: "Aoka hisy fifanarahana eo amiko sy aminao, toy ny teo amin'ny raiko sy ny rainao."