# Inona no nataon'i Asa tamin'ireo volafotsy sy volamena tao an-trano fitehirizan'i Yaveh? Asa dia nandefa ireo volafotsy sy volmena tany amin'i Bena-hadada ilay nitoetra tany Damaskosy. # Inona no nolazain'i Bena-hadada? Hoy asa tamin'i Bena-hadada: "Aoka hisy fifanarahana eo amiko sy aminao, toy ny teo amin'ny raiko sy ny rainao."