forked from WA-Catalog/plt_tq
8 lines
253 B
Markdown
8 lines
253 B
Markdown
|
# Iza no niaraka tamin'i Asa tamin'ny ady?
|
||
|
|
||
|
Basa mpanjakan'Israely no niaraka tamin'i Asa tamin'y ady tamin'ny andro rehetra.
|
||
|
|
||
|
# Nahoana i Basa no nanangana an'i Rama?
|
||
|
|
||
|
Asa dia nanangana an'i Rama mba tsy hisy na iray hiditra na hivoaka ny tanin'i Asa.
|