# Iza no niaraka tamin'i Asa tamin'ny ady? Basa mpanjakan'Israely no niaraka tamin'i Asa tamin'y ady tamin'ny andro rehetra. # Nahoana i Basa no nanangana an'i Rama? Asa dia nanangana an'i Rama mba tsy hisy na iray hiditra na hivoaka ny tanin'i Asa.