plt_tq/1ki/15/09.md

12 lines
388 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Oviana i Asa no nanomboka nanjaka teo amin'ny Joda?
Tamin'ny taona faha roapolo nanjakan'i Jeroboama mpanjakan'ny Israely no nanomboka nanjaka teo amin'ny Joda i Asa.
# Firy taoana i Asa no nanjaka tany Jerosalema?
Asa dia nanjaka raika amby efapolo taona tao Jerosalema.
# Inona no nataon'i Asa teo imason'i Yaveh?
Nanao ny marina teo imason'i Yaveh i Asa toy ny nataon'i Davida.