# Oviana i Asa no nanomboka nanjaka teo amin'ny Joda? Tamin'ny taona faha roapolo nanjakan'i Jeroboama mpanjakan'ny Israely no nanomboka nanjaka teo amin'ny Joda i Asa. # Firy taoana i Asa no nanjaka tany Jerosalema? Asa dia nanjaka raika amby efapolo taona tao Jerosalema. # Inona no nataon'i Asa teo imason'i Yaveh? Nanao ny marina teo imason'i Yaveh i Asa toy ny nataon'i Davida.