plt_tq/1ki/14/29.md

8 lines
300 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Taiza ireo zavatra hafa an'i Rehoboama mpanjaka no voasoratra?
Ireo zavatra hafa an'i Rehoboama mpanjaka dia voasoratra tao amin'ny Bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Joda.
# Iza no lasa mpanjaka nandimby ny toeran'i Rehoboama?
Abia, zanaka lahin'i Rehoboama no lasa mpanjaka teo amin'ny toerany.