# Taiza ireo zavatra hafa an'i Rehoboama mpanjaka no voasoratra? Ireo zavatra hafa an'i Rehoboama mpanjaka dia voasoratra tao amin'ny Bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'i Joda. # Iza no lasa mpanjaka nandimby ny toeran'i Rehoboama? Abia, zanaka lahin'i Rehoboama no lasa mpanjaka teo amin'ny toerany.