plt_tq/1ki/13/26.md

8 lines
388 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no navalin'ilay mpaminany antitra tamin'ireo olona?
Namaly ilay mpaminany antitra hoe: "Ity ilay lehilahin'Andriamanitrai zay tsy nankatò ny tenin'i Yaveh."
# Inona no nataon'ilay mpaminany antitra taorian'ny nandrenesany ireo olona?
Ilay mpaminany antitra dia niresaka tamin'ireo zanany lahy mba hametaka lasely ny borikiny dia nandeha ary nijery ilay vatana teny an-dalana.