# Inona no navalin'ilay mpaminany antitra tamin'ireo olona? Namaly ilay mpaminany antitra hoe: "Ity ilay lehilahin'Andriamanitrai zay tsy nankatò ny tenin'i Yaveh." # Inona no nataon'ilay mpaminany antitra taorian'ny nandrenesany ireo olona? Ilay mpaminany antitra dia niresaka tamin'ireo zanany lahy mba hametaka lasely ny borikiny dia nandeha ary nijery ilay vatana teny an-dalana.