plt_tq/1ki/13/14.md

12 lines
664 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nolazain'ilay mpaminany antitra tamin'ilay lehilahin'Andriamanitra?
Ilay mpaminany antitra dia nilaza tamin'ilay lehilahin'Andriamanitra hoe: "Andao hiaraka amiko any an-trano ary hihinan-kanina."
# Inona no navalin'ilay lehilahin'Andriamanitra tamin'ilay mpaminany antitra?
Namaly ilay lehilahin'Andriamanitra hoe: "Tsy handeha hiverina hiaraka aminao aho na hiditra hiaraka aminao."
# Inona no navalin'ilay mpaminany antitra tamin'ilay lehilahin'Andriamanitra?
Ilay mpaminany antitra dia nandainga tamin'ilay lehilahin'Andriamanitra ary namaly hoe: "Nisy anjely iray niteny tamin'ny alalan'i Yaveh nanao hoe: 'Ento miverina any an-tranonao izy."