# Inona no nolazain'ilay mpaminany antitra tamin'ilay lehilahin'Andriamanitra? Ilay mpaminany antitra dia nilaza tamin'ilay lehilahin'Andriamanitra hoe: "Andao hiaraka amiko any an-trano ary hihinan-kanina." # Inona no navalin'ilay lehilahin'Andriamanitra tamin'ilay mpaminany antitra? Namaly ilay lehilahin'Andriamanitra hoe: "Tsy handeha hiverina hiaraka aminao aho na hiditra hiaraka aminao." # Inona no navalin'ilay mpaminany antitra tamin'ilay lehilahin'Andriamanitra? Ilay mpaminany antitra dia nandainga tamin'ilay lehilahin'Andriamanitra ary namaly hoe: "Nisy anjely iray niteny tamin'ny alalan'i Yaveh nanao hoe: 'Ento miverina any an-tranonao izy."