plt_tq/1ki/13/11.md

12 lines
472 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Taiza no nitoetra ilay mpaminany antitra?
Ilay mpaminany antitra iray nitoetra tany Betela.
# Iza no nahita ny lalana izay nandehanan'ilay lehilahin'Andriamanitra avy any Betela?
Ilay zanaka lahin'ny mpaminany antitra no nahita ny lalana izay nandehanan'ilay lehilahinAndriamanitra tany Betela.
# Taiza ilay mpaminany antitra no nahita ialy lehilahin'Andriamanitra?
Ilay mpaminany antitra dia nahita ilay lehilahin'Andriamanitra nipetraka teo ambany hazo terebima.